


Sampana Vehivavy Kristianina
Feno Fiderana Anao
Feno fiderana Anao izahay ry Ray o misaotra Anao e
Noho ny soa sesehena izay nafafinao anay misaotra Anao e
Misaotra Anao izahay fa notiavinao
Fiderana no enti-misaotra ny anaranao
Ny hafalianay no indro atolotray
Ka misaotra Anao ry Rainay o
Fitsimbinana hatrany no atolotrao ho anay misaotra Anao e
Fanehoam-pisaorana no iarahanay mihira misaotra Anao e
Misaotra Anao izahay fa notiavinao
Fiderana no enti-misaotra ny anaranao
Ny hafalianay no indro atolotray ka misaotra Anao ry Rainay o
Soa fa teo Ianao
He manonja e manonja ô,ny onjam-piainana
Ka mila ho rendrika ny sambokeliko
Izay jereko haizim-pito, takon-dava ny ampitso
Iza re ? ô iza? no hamonjy ahy
Soa Jesoa fa eo Ianao Mpamonjiko, Mpanavotro
Atsotrako Jesoa ny tanako,avoty aho raha sitrakao
Anaro re Jesô ny rivotra hangina tsy handrivotra
Teneno Jesô ny haizim-be hisava io raha vao mandre
He mafaitra ka tsy laitra izany fahoriako
Ka mila hankarary sy mila hampamoy fo
Fitsapana mazana tokoa ady mankarary an-doha
Iza re? ô iza ? no hamonjy ahy
Soa Jesô fa eo Ianao nandresy izao tontolo izao
Sokafako Jesô hidiranao ny foko ka dia hanjakao
Sao mantsy ka ny otako no antok'izao sedra izao
Hifonako Jesô ka avelao raha ankaso kosa dia ravao
He mafonja ka tsy tondra itony zioga entiko
Ka mila hanapaka ny fara hatoko
Fa ny tafik'i satana tsy misy fiafarana
Iza re? ô iza? no hamonjy ahy
Soa Jesô fa eo ianao izay mpandrava sarotra
Ka azo antoka fa tsy mandao Mpiandry tsara Matotra
Ka ny manjo an-koditro ny tafik'ilay rafiko
Hisava Jesô ho dila ireny raha vao Ianao no miteny
Sekoly Alahady
Je suis né pour te louer
Je suis né pour Te louer,
Je suis né pour glorifier Ton nom
En toutes circonstances,
Apprendre à Te dire merci.
Je suis né pour T'aimer,
Je suis né pour T'adorer, mon Dieu,
Obéir à Ta voix,
Je suis fait pour Toi.
Je Le loue avec ma voix
Ra(ha) tsy misy ny feo, derao ami(n'ny) tànana
Ra(ha) tsy misy tànana, derao ami(n'ny) tongotra
Ra(ha) tsy misy tongotra, derao amin'ny fanahy
Ra(ha) tsy misy ny fanahy, d(ia) efa any an-danitra
Je Le loue avec ma voix, je Le loue avec ma voix
Je Le loue avec ma voix, je Le loue avec ma voix
S'il me manque la voix, je le loue avec mes mains
S'il me manque les mains, je le loue avec mes pieds
S'il me manque les pieds, je le loue avec mon âme
Et s'il me manque l'âme, c'est que je le loue là-haut.
Car c'est Lui qui m'a donné ces mains
Je vis parce qu'Il a voulu me créer
Son amour pour moi n'aura jamais de fin
Voilà pourquoi mon coeur veut l'adorer.
Je Le loue avec ma voix, je Le loue avec ma voix
Je Le loue avec ma voix, je Le loue avec ma voix
S'il me manque la voix, je le loue avec mes mains
S'il me manque les mains, je le loue avec mes pieds
S'il me manque les pieds, je le loue avec mon âme
Et s'il me manque l'âme, c'est que je le loue là-haut.
Je le loue avec ma voix : nan nan....
Je le loue avec mes mains : (clap clap....)
Je le loue avec mes pieds 2 fois
Je le loue avec mon âme,
Et s'il me manque l'âme, c'est que je le loue là-haut.
Je le loue avec ma voix : nan nan....
Je le loue avec mes mains : (clap clap....)
Je le loue avec mes pieds 2 fois
Je le loue avec mon âme,
Et s'il me manque l'âme, c'est que je le loue là-haut.
Et s'il me manque l'âme, c'est que je le loue là-haut.
Et s'il me manque l'âme, c'est que je le loue là-haut.
Et s'il me manque l'âme, c'est que je le loue là-haut.
Siyahamba
Si-ya- ham-ba_e- ku-khanye- nikwen-khos (x4)
Si-ya- ham-ba, Si-ham- ba, oh ooh
Si-ya- ham-ba,e- ku-kha- nye-nikwen- khos (x2)
We are marching in the light of God (x4)
We are marching, marching, we are marching oh ooh
We are marching in the light of God (x2)
We are living in the love of God (x4)
We are living, living, we are living oh ooh
We are living in the love of God (x2)
We are moving in the power of God (x4)
We are moving, moving we are moving oh ooh
We are moving in the power of God (x2)
We are marching, marching we are marching oh ooh
We are marching in the light of God (x2)
Tiako e, tiako e
Sampana Tanora Kristianina
Majesté
Me voici,
Confondu par ta majesté,
Couvert par ta grâce illimitée.
Me voici,
Conscient du poids
De mes fautes,
Couvert par le sang de l'Agneau.
Car je sais :
Que l'amour le plus grand
M'est donné,
Tu as offert ta vie,
Le plus grand sacrifice.
Refrain
Majesté, majesté,
Ta grâce m'a trouvé
Tel que je suis,
Je n'ai rien à moi,
Mais en toi je vis.
Majesté, majesté,
Par ton amour
Je suis transformé.
En présence de ta majesté.
Me voici,
Confondu par ton amour,
Pardonné,
Je pardonne en retour.
Me voici,
Conscient d'être ton plaisir,
Couvert par le feu de ta gloire.
Car je sais :
Que l'amour le plus grand
M'est donné,
Tu as offert ta vie,
Le plus grand sacrifice.
Refrain
Majesté, majesté,
Ta grâce m'a trouvé
Tel que je suis,
Je n'ai rien à moi,
Mais en toi je vis.
Majesté, majesté,
Par ton amour
Je suis transformé.
En présence de ta majesté.
Rahoviana
Isan'andro isan'andro
Dia Miantso ny Ray
Hoe nankaiza moa 'zay zanako izay
Isan'andro isan'andro
Ny famindram-pony
Ianao anie dia tsy afaka (ao) am-pony
Fa ianao no tsy nety
Hoe handao vetivety
F'izy anie nanomana fety
Tsy hoe tsy nahalala
Tsy zanak'adala
Ninia ianao nivoka ny vala
Fa ianao tena tiany
Tsy foiny,tsy ariany
'zany anie ny antony niaviany
Fa raha ho avy ny andro mba hiverenanao
Fety anie ny ao an-trano ao
Rahoviana ianao vao ho avy,
Rahoviana ianao vao mba hody,
Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry,
Miandry ny dadanao
Dia nalefan'ny Ray,
'lay Tokana Iray
Jesosy anie 'lay Izy hatrizay
Tonga Izy hitady
sy hamonjy ny very
Fa raha mody ianao tsy mandeha irery
Fa ianao mila mino,
Jesosy ilay ilo
F'Izy anie no lalan'ny mino
Dia nalefan'ny Ray,
'lay Tokana Iray
Jesosy anie 'lay Izy hatrizay
Tonga Izy hitady
Sy hamonjy ny very
Fa raha mody ianao tsy mandeha irery
Fa raha ho avy ny andro mba hiverenanao
Fety anie ny ao an-trano ao
Rahoviana ianao vao ho avy,
Rahoviana ianao vao mba hody,
Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry,
Miandry Ny Dadanao
Oh happy day!
Oh happy day, Oh happy day
When Jesus washed, When Jesus washed
When Jesus washed, He washed my sins away
Oh happy day
[Whoopi] La, la, la, la, la, la, la, la, la
La, la, la, la, la, la, la, la, la
[Whoopi] La, la, la, la, la
La, la, la, la, la
[Whoopi] La, la, la, la, la, la, la
La, la, la, la, la, la, la
[Whoopi] La, la, la, la, la
La, la, la, la, la
Oh happy day
Oh happy day
When Jesus washed
When Jesus washed
When Jesus washed
He washed my sins away
[Whoopi] La, la, la, la, la, la, la, la, la
La, la, la, la, la, la, la, la, la
[Whoopi] La, la, la, la, la
La, la, la, la, la
[Whoopi] La, la, la, la, la, la, la
La, la, la, la, la, la, la
[Whoopi] La, la, la, la, la
La, la, la, la, la
He taught me how (oh, He taught me how)
To watch (to watch, to watch)
Fight and pray (to fight and pray)
Fight and pray
And he taught me how to live rejoicing
Yes, He did (and live rejoicing)
Oh yeah, every, every day (every, every day)
Every day!
Oh happy day
Oh happy day
When Jesus washed
When Jesus washed
When Jesus washed
He washed my sins away
I'm talking about that happy day (oh happy day)
He taught me how (oh yeah, how)
To watch (to watch)
Fight and pray (sing it, sing it, c'mon and sing it)
Fight and pray
And to live, yeah, yeah, c'mon everybody (and live rejoicing
every, every day)
Sing it like you mean it, oh....
Oh happy day (oh happy day)
I'm talking about the happy days (oh happy day)
C'mon and talk about the happy days (oh happy day)
Oh, oh, oh happy days (oh happy day)
Ooh talking about happy day (oh happy day)
Oh yeah, I know I'm talking about happy days (oh happy day)
Oh yeah, sing it, sing it, sing it, yeah, yeah (oh happy
day)
Oh, oh, oh
Oh happy day!
Hiderako Anao
Amin’ny hira fihobiana (2x)
Amin’ny hiakam-pifaliana(2x)
Amin’ny heriko rehetra (4x)
Hihira aho(5x)
Fiv/ Hiderako Anao(3x)
Jesosy ô!
Amin’ny antsam-piderana(2x)
Amin’ny fety sy korana(2x)
Amin’ny foko manontolo(5x)
Hihira aho(5x)
Fiv/ Hiderako Anao(3x)
Jesosy ô!
o ooo ooo oo!x2
Jesosy irery ihany no mendrika hoderaina
Raha mbola eto an-tany
Ny Anarany hiraina
Hihira aho(5x)
Fiv/ Hiderako Anao(3x)
Jesosy ô!
o ooo ooo oo!x2
Jesosy irery ihany no mendrika hoderaina
Raha mbola eto an-tany
Ny Anarany hiraina
Hihira aho(5x)
Fiv/ Hiderako Anao(3x)
Jesosy ô!
o ooo ooo oo!x2
Sampana Antoko Mpihira
Amboara
Misaora an'I Jehovah ry fanahiko
Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina
3 Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
4 Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindrampo sy fiantrana anao,
Iza no hiakatra
1 Iza no hiakatra any an-tendrombohitr’ i Jehovah? ary iza no hitoetra ao amin’ ny fitoerany masina?
4 Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin’ ny lainga, na mianiana hamitaka.
5 Handray fitahiana avy amin’ i Jehovah izy, ary fahamarinana avy amin’ Andriamanitry ny famonjena azy.
Akaikinao Andriamanitra o!
Akaikinao Andriamanitra o ! no lavitry ny horohoro
Miravo tsy mba manana adim-po, na lanitra aza no hikoro
Eo anilanao ry Jesoa Tompo, ny fo mitady fiherena
Na misafoaka aza ny manjo tsy azon-doza akaikena
Fanahy Masina o ! honony re
Ny fo izay valaka sy hana
Tantano moramora ho tafita re
Na tondraka aza i Jordana
Ny torimaso farany izay handaozanay ny fahoriana
No vavahady izay hidiranay handraisanay ny fifaliana
Salamo farany
1 Haleloia. Miderà an’ Andriamanitra eo amin’ ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin’ ny habakabaky ny heriny.
2 Miderà Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben’ ny voninahiny.
3 ny fitsofana ny anjomara; ny valiha sy ny lokanga.
4 ny ampongatapaka sy ny dihy; ny zava-maneno tendrena sy ny sodina.
5 ny kipantsona maneno; ny kipantsona tsara feo.
6 Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an’ i Jehovah. Miderà an'I Jehovah.
Sampana Zava-Maneno
Larry
Il est là
Il y a une douce harmonie dans le sanctuaire
Il y a un calme dans cette atmosphère
Viens déposer les fardeaux que tu portes dans le sanctuaire
Car Dieu est là
Il est là
Dieu est là
Pour casser le joug et porter tes lourds fardeaux
Il est là
Dieu est là
Pour nous donner l’espoir et nous relever
Viens déposer les fardeaux que tu portes dans le sanctuaire
Car Dieu est là
Il y a une douce harmonie dans le sanctuaire
Il y a un calme dans cette atmosphère
Viens déposer les fardeaux que tu portes dans le sanctuaire
Car Dieu est là (2x)
Liva sy Zety
Ny fanahiko
Ny fanahiko no maniry an’Andriamanitra
Fa mangetaheta anao ny fanahiko
Andriamanitra ô
Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro anao
Ranomasoko manjary hifalian’ny fahavaloko
Fiv: Nahoana no mitanondrika ianao
Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao
Manantenà an’Andriamanitra ianao
Fa mbola hidera an-tranon’i Jehovah.
Hoby sy Tianasoa
Tefeo ny foko
Tefeo ny foko ho Anao
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao
Diniho lalina ny foko ho tonga fonenana
Tefeo ny foko ho Anao
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao
Diniho lalina ny foko ho tonga fonenana
Fonenanao aho
Izay rehetra atao
Manome lalana Anao ho ato am-po
Ho fitoeranao raka izay irinao
Sampana Miray
Jesus est le rocher de ma vie (x4)
Il est en haut, En bas, Devant, Derrière
Et autour de moi (x3)
Jesus est le rocher de ma vie
Jesus est l’ami de ma vie (x4)
Il est en haut, En bas, Devant, Derrière
Et autour de moi (x3)
Jesus est l’ami de ma vie
Jesus est la force de ma vie (x4)
Il est en haut, En bas, Devant, Derrière
Et autour de moi (x3)
Jesus est la force de ma vie